Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:10
Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha noho ny amin’ ny anjely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For this cause ought the woman to have power on her head because of the angels.
In Context
9Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ ny lehilahy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Genesis 20:16Ary hoy kosa izy tamin’ i Saraha: Indro, efa nomeko sekely volafotsy arivo ny anadahinao; indro, ho fanampena-maso aminao izany, dia amin’ izay rehetra momba anao: ka dia efa nahazo ny rariny ianao ny amin’ izany rehetra izany.
Ecclesiastes 5:6Fa amin’ ny haben’ ny nofy dia misy zava-poana; ary toy izany koa ny haben’ ny teny, fa Andriamanitra no atahory.
Hebrews 1:14Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’ izay handova famonjena?