bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:29
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:29
Apostoly va izy rehetra? Mpaminany va izy rehetra? Mpampianatra va izy rehetra? Manao fahagagana va izy rehetra?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Are all apostles? are all prophets? are all teachers? are all workers of miracles?
In Context
28Ary Andriamanitra efa nanendry ny sasany teo amin’ ny fiangonana, voalohany Apostoly, faharoa mpaminany, fahatelo mpampianatra, manaraka izany dia fahagagana, dia fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, dia fanampiana, dia fitondrana, dia fiteny samy hafa tsy fantatra.
30Manana fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana va izy rehetra? Miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12
Cross References
1 Corinthians 12:14Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro.
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:29