bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:14
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:14
Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the body is not one member, but many.
In Context
13Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray.
15Raha ny tongotra hanao hoe: Satria tsy tanana aho, dia tsy mba momba ny tena, amin’ izany dia tsy momba ny tena va izy?
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12
Cross References
1 Corinthians 12:19Ary raha izay rehetra momba ny tena no tonga iray monja, aiza intsony izay tena?
Ephesians 4:25Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin’ ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan’ ny momba ny tenan’ ny namantsika avokoa isika.
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:14