Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:11
Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho, dia ho vaka amin’ izay miteny, ary izay miteny ho vaka amiko kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Misy fiteny maro samy hafa amin’ izao tontolo izao, ka samy manana ny heviny avy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
Acts 28:2Ary tsy kely ny soa nasehon’ ny tompon-tany taminay; fa namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra, satria nilatsaka tamin’ izay ny ranonorana, sady nangatsiaka ny andro.
Romans 1:14Ananan’ ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho;
Colossians 3:11Fa amin’ izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin’ ny rehetra.