bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:10
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:10
Misy fiteny maro samy hafa amin’ izao tontolo izao, ka samy manana ny heviny avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There are, it may be, so many kinds of voices in the world, and none of them is without signification.
In Context
9Dia toy izany koa ianareo: raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany, dia hiteny amin’ ny rivotra ianareo.
11Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho, dia ho vaka amin’ izay miteny, ary izay miteny ho vaka amiko kosa.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:10