Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:9
Dia toy izany koa ianareo: raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany, dia hiteny amin’ ny rivotra ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Fa raha manao feo hafahafa ny trompetra, iza no hiomana hiady?
10Misy fiteny maro samy hafa amin’ izao tontolo izao, ka samy manana ny heviny avy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14