bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:11
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:11
Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore whether it were I or they, so we preach, and so ye believed.
In Context
10Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no niara-niasa tamiko.
12Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin’ ny maty, ahoana no ilazan’ ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan’ ny maty?
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15
Cross References
1 Corinthians 2:2Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin’ ny hazo fijaliana;
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:11