Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:12
Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin’ ny maty, ahoana no ilazan’ ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan’ ny maty?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.
13Fa raha tsy misy fitsanganan’ ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15
Cross References
Acts 17:32Ary raha nahare ny amin’ ny fitsanganan’ ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin’ izany zavatra izany.
Acts 26:8Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana, raha Andriamanitra manangana ny maty?
2 Thessalonians 2:17no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin’ ny asa sy ny teny tsara rehetra.