The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:17

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:17

ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin’ ny fahotanareo ihany ianareo;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if Christ be not raised, your faith is vain; ye are yet in your sins.

In Context

16Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;

18dia very koa izay efa nodimandry ao amin’ i Kristy.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15

Cross References

Ezekiel 33:10Ary ianao, ry zanak’ olona, mitenena amin’ ny taranak’ Isiraely hoe: Izao no fiteninareo: Eto aminay ny fahadisoanay sy ny fahotanay, ka mihalevona amin’ izany izahay, dia nahoana no mbola velona izahay?

Acts 5:31Izy nasandratry ny tanana ankavanan’ Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an’ ny Isiraely.

Romans 4:25Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.

Romans 8:33Iza no hiampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.

1 Corinthians 15:14ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo.

Hebrews 9:22Ary saiky diovina amin’ ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:16Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:18 →