The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:46

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:46

Anefa tsy izay amin’ ny fanahy no voalohany, fa izay amin’ ny manan’ aina, dia vao izay amin’ ny fanahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Howbeit that was not first which is spiritual, but that which is natural; and afterward that which is spiritual.

In Context

45Ary araka izany koa no voasoratra hoe: Adama voalohan-dahy natao manan’ aina; Adama farany natao fanahy mahavelona.

47Ny olona voalohany avy amin’ ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15

Cross References

Romans 6:6fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nohomboana taminy hanimbana ny tenan’ ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota intsony.

Colossians 3:9Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ny toetra taloha mbamin’ ny asany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:46

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:45Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:47 →