The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:48

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:48

Izay amin’ ny tany dia tahaka ilay amin’ ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As is the earthy, such are they also that are earthy: and as is the heavenly, such are they also that are heavenly.

In Context

47Ny olona voalohany avy amin’ ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.

49Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin’ ny tany no hitondrantsika ny endrik’ ilay any an-danitra koa.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15

Cross References

Genesis 5:3Ary rehefa telo-polo amby zato taona ny andro niainan’ i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe Seta.

John 3:6Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.

1 Corinthians 15:21Ary satria ny olona iray no nisehoan’ ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan’ ny fitsanganan’ ny maty.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:48

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:47Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:49 →