bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:2
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:2
Ronono no nomeko anareo, fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, mbola tsy matanjaka mandraka ankehitriny aza,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have fed you with milk, and not with meat: for hitherto ye were not able to bear it, neither yet now are ye able.
In Context
1Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin’ izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin’ izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin’ i Kristy.
3fa mbola araka ny nofo ihany ianareo. Fa raha misy fialonana sy fifandirana eo aminareo, tsy araka ny nofo va ianareo ka mandeha araka ny fanaon’ ny olona?
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3
Cross References
John 16:12Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
1 Peter 2:2fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin’ izany ho amin’ ny famonjena,
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:2