Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4:15
Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin’ i Kristy aza ianareo, dia tsy maro ray ianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin’ i Kristy Jesosy tamin’ ny filazantsara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Koa mananatra anareo aho: manahafa ahy ianareo.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Acts 18:4Ary niady hevitra isan-tSabata tao amin’ ny synagoga izy ka nampanaiky ny Jiosy sy ny jentilisa.
1 Corinthians 3:6Izaho namboly, Apolosy nandena, fa Andriamanitra no nampitombo.
1 Corinthians 9:1Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an’ i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ ny Tompo va ianareo?
1 Corinthians 9:14Toy izany koa no nandidian’ ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin’ ny filazantsara.
1 Corinthians 9:23Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho.
Galatians 4:19Anaka, izay aharariako indray amin’ ny fiterahana mandra-paharin’ i Kristy ao anatinareo,