Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4:9
Fa ataoko fa nasehon’ Andriamanitra ho faraidina izahay Apostoly, dia toy izay voaheloka hovonoina; fa izahay dia natao ho fizàhan’ izao rehetra izao, na anjely na olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Psalms 44:22Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po.
Acts 19:31Ary ny lehibe sasany tany Asia, izay sakaizany, dia nampitondra teny nananatra azy mba tsy ho sahy hiditra ao an-trano filalaovana.
1 Corinthians 15:30Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?
2 Corinthians 4:8Voageja manodidina izahay, nefa tsy terỳ; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;
Philippians 1:29Fa ianareo efa nomena noho ny an’ i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy,
1 Thessalonians 5:9Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin’ ny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika,