Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 9:2
Raha tsy Apostoly ho an’ ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah’ Apostoly ahy ao amin’ ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Izany no avaliko izay manadina ahy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 9
Cross References
John 6:27Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen’ ny Zanak’ olona anareo; fa Izy no nasian’ Andriamanitra Ray tombo-kase.
2 Corinthians 12:12Ny famantarana mah’ Apostoly ahy dia natao teo aminareo tokoa tamin’ ny faharetana rehetra, tamin’ ny famantarana sy ny fahagagana ary tamin’ ny asa lehibe.