The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:10

Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:10

fa Natana mpaminany sy Benaia sy ny lehilahy mahery ary Solomona rahalahiny no tsy mba nasainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But Nathan the prophet, and Benaiah, and the mighty men, and Solomon his brother, he called not.

In Context

9Ary Adonia namono ondry aman’ osy sy omby ary zanak’ omby mifahy teo anilan’ ny vato Zoheleta tanilan’ i En-rogela ka nanasa ny rahalahiny zanakalahin’ ny mpanjaka rehetra sy ny lehilahy rehetra amin’ ny Joda, mpanompon’ ny mpanjaka;

11Ary Natana niteny tamin’ i Batseba, renin’ i Solomona, hoe: Moa tsy renao va fa efa manjaka Adonia, zanak’ i Hagita, nefa tsy fantatr’ i Davida tompontsika akory izany?

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1

Cross References

2 Samuel 12:24Ary Davida nampionona an’ i Batseba vadiny, dia niditra tao aminy ka nandry taminy; ary niteraka zazalahy izy, ka ny anarany nataony hoe Solomona. Ary Jehovah tia azy,

1 Kings 1:11Ary Natana niteny tamin’ i Batseba, renin’ i Solomona, hoe: Moa tsy renao va fa efa manjaka Adonia, zanak’ i Hagita, nefa tsy fantatr’ i Davida tompontsika akory izany?

1 Kings 2:13Ary Adonia, zanakalahin’ i Hagita, nankany amin’ i Batseba, renin’ i Solomona. Ary hoy ravehivavy: Moa fihavanana va no ahatongavanao? Dia hoy izy: Eny, fihavanana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:9Boky faharoan'ny Mpanjaka 1Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:11 →