The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:44

Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:44

Ary ny mpanjaka efa naniraka an’ i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Benaia, zanak’ i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana hiaraka aminy, ka nampitaingenin’ ireo ny ampondravavin’ ny mpanjaka izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the king hath sent with him Zadok the priest, and Nathan the prophet, and Benaiah the son of Jehoiada, and the Cherethites, and the Pelethites, and they have caused him to ride upon the king’s mule:

In Context

43Fa Jonatana niteny ka nanao tamin’ i Adonia hoe: Tsia, tsy izany tsy akory, fa Davida mpanjaka tompontsika efa nanangana an’ i Solomona tokoa ho mpanjaka.

45Ary Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany efa nanosotra azy teo Gihona ho mpanjaka; ary niakatra avy teo izy sady nifaly, ka dia nihorika terỳ ny tanàna. Izany no hotakotaka renareo.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1

Cross References

1 Samuel 30:14Izahay efa nanafika ny tany atsimo izay an’ ny Keretita sy ny an’ i Joda ary ny tany atsimo izay an’ i Kaleba ary nandoro an’ i Ziklaga tamin’ ny afo.

2 Samuel 20:7Ary dia nivoaka hanenjika azy ny olon’ i Joaba sy ny miaramila mpiambina andriana ary ny lehilahy mahery rehetra; dia nivoaka avy tany Jerosalema ireo hanenjika an’ i Seba, zanak’ i Bikry.

1 Chronicles 6:8Elkana no zanakalahin’ i Asira, Ebiasafa no zanakalahin’ i Elkana, Asira no zanakalahin’ i Ebiasafa,

1 Chronicles 18:17Ary Benaia, zanak’ i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak’ i Davida no lehibe tamin’ izay nanolotra ny mpanjaka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:44

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:43Boky faharoan'ny Mpanjaka 1Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:45 →