bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:23
Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:23
Mitenena amin-dRehoboama, zanak’ i Solomona, mpanjakan’ ny Joda, sy amin’ ny taranak’ i Joda sy Benjamina rehetra ary amin’ ny vahoaka sisa hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Speak unto Rehoboam, the son of Solomon, king of Judah, and unto all the house of Judah and Benjamin, and to the remnant of the people, saying,
In Context
22Kanjo tonga tamin’ i Semaia, lehilahin’ Andriamanitra, kosa ny tenin’ Andriamanitra nanao hoe
24Izao no lazain’ i Jehovah: Aza mandeha hiady amin’ ny Zanak’ Isiraely rahalahinareo; fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Dia nihaino ny tenin’ i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody araka ny tenin’ i Jehovah.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 12
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:23