bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:3
Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:3
ka dia naniraka naka azy ny olona), dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka niteny tamin-dRehoboama hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That they sent and called him. And Jeroboam and all the congregation of Israel came, and spake unto Rehoboam, saying,
In Context
2Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak’ i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay nalehany tamin’ izy nandositra niala teo anatrehan’ i Solomona mpanjaka;
4Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay, fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 12
Cross References
2 Chronicles 10:3Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe:
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:3