Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:30
Ary izany zavatra izany dia tonga fahotana; fa ny olona dia nandeha hivavaha teo anatrehan’ ny anankiray amin’ ireo hatrany Dana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And this thing became a sin: for the people went to worship before the one, even unto Dan.
In Context
29Ary ny anankiray dia napetrany tao Betela, fa ny anankiray kosa dia tao Dana.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 12
Cross References
1 Kings 13:34Ary dia tonga fahotan’ ny taranak’ i Jeroboama izany ka namongorana sy nandringanana azy tsy ho eo ambonin’ ny tany.
1 Kings 16:27Ary ny tantaran’ i Omry sisa mbamin’ izay nataony sy ny heriny izay nasehony, tsy efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Isiraely va izany?
2 Kings 17:21Fa nendahany niala tamin’ ny taranak’ i Davida ny Isiraely; ary ny olona nampanjaka an’ i Jeroboama, zanak’ i Nebata; ary Jeroboama dia nampiala ny Isiraely tsy hanaraka an’ i Jehovah ka nampanota azy indrindra.
Hosea 10:8Ary ho rava koa ny fitoerana avo ho Avena, izay anotan’ Isiraely; Ho rakotry ny tsilo sy ny ahitra ratsy ny alitarany; Ary izy hanao amin’ ny tendrombohitra hoe: sarony izahay, ary amin’ ny havoana hoe: Mianjerà aminay.