Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:11
Ary ny andro nanjakan’ i Davida tamin’ ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Ary Davida dia lasa nodi-mandry any amin’ ny razany ka nalevina ao an-Tanànan’ i Davida.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 2
Cross References
2 Samuel 5:4Telo-polo taona Davida fony izy vao nanjaka, ary nanjaka efa-polo taona izy.
1 Chronicles 29:26Toy izany no nanjakan’ i Davida, zanak’ i Jese, tamin’ ny Isiraely rehetra.