bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 2 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:38
Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:38
Ary hoy Simey tamin’ ny mpanjaka: Tsara izany teny izany; araka izany nolazain’ ny mpanjaka tompoko Izany no hataon’ ny mpanomponao. Ary Simey nitoetra ela tany Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Shimei said unto the king, The saying is good: as my lord the king hath said, so will thy servant do. And Shimei dwelt in Jerusalem many days.
In Context
37Fa amin’ izay andro hivoahanao mita ny lohasahan-driaka Kidrona, dia aoka ho fantatrao marina fa hatao maty tokoa ianao; ny rànao ho amin’ ny lohanao ihany.
39Ary nony afaka telo taona mipaka, dia nisy roa lahy mpanompon’ i Simey, nandositra ho any amin’ i Akisy, zanak’ i Maka mpanjakan’ i Gata. Ary nisy nanambara tamin’ i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 2
Cross References
1 Kings 20:4Ary ny mpanjakan’ ny Isiraely namaly hoe: Eny marina ny teninao ry mpanjaka tompoko ô: anao aho sy izay rehetra ananako.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:38