Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:17
Ary ny zatovon’ ny komandin’ ny fanapahana isan-tokony nivoaka voalohany; ary Beni-hadada naniraka, ka dia nilazana hoe: Misy olona efa nivoaka avy any Samaria.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Ary hoy izy: Ataovy sambo-belona izy, na ho avy hihavana, na ho avy hiady.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 20
Cross References
1 Kings 20:19Dia nivoaka avy tao an-tanàna ireo zatovon’ ny komandin’ ny fanapahana isan-totony ireo sy ny miaramila izay nanaraka azy.