Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:23
Ary hoy ny mpanjaka: Ny anankiray manao hoe: Ity velona no zanako, ary ny maty no zanakao; ary hoy kosa ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Ary nentiny ny sabatra ho eo anatrehan’ ny mpanjaka.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 3
Cross References
1 Kings 3:22Ary hoy kosa ilay anankiray: Tsia, fa ny velona no zanako, ary ny maty no zanakao. Fa hoy indray ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako. Izany no teniny teo anatrehan’ ny mpanjaka.