bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 3 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:24
Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:24
Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Ary nentiny ny sabatra ho eo anatrehan’ ny mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the king said, Bring me a sword. And they brought a sword before the king.
In Context
23Ary hoy ny mpanjaka: Ny anankiray manao hoe: Ity velona no zanako, ary ny maty no zanakao; ary hoy kosa ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako.
25Ary hoy ny mpanjaka: Sasaho ny zaza velona, ka omeo ny anankiray ny antsasany, ary ho an’ ny anankiray kosa ny antsasany.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 3
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:24