Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:15
Ahimaza tany Naftaly; izy kosa nanambady an’ i Basemata, zanakavavin’ i Solomona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ahimaaz was in Naphtali; he also took Basmath the daughter of Solomon to wife:
In Context
14Ahinadaba, zanak’ Ido, tany Mahanaima;
16Bana, zanak’ i Hosay, tany Asera sy Alota;
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 4
Cross References
Joshua 19:32Ary ny loka fahenina dia an’ ny taranak’ i Naftaly isam-pokony.
2 Samuel 15:27Ary hoy koa ny mpanjaka tamin’ i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? miverena soa aman-tsara any an-tanàna ianao mbamin’ ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo, dia Ahimaza zanakao sy Jonatana, zanak’ i Abiatara.