The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 4 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:8

Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:8

Ary izao no anarany: Beni-hora tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And these are their names: The son of Hur, in mount Ephraim:

In Context

7Ary Solomona nanendry roa ambin’ ny folo lahy ho amin’ ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain’ ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin’ ny herintaona izy.

9Beni-dakera tao Makaza sy tao Salbima sy Beti-semesy ary Elon-beti-hanana;

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 4

Cross References

Joshua 19:50Araka ny tenin’ i Jehovah dia nomeny azy ny tanàna izay nangatahiny, dia Timnata-sera any amin’ ny tany havoan’ i Efraima: dia nanamboatra ny tanàna izy ka nitoetra tao.

Judges 17:1Nisy lehilahy tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima, Mika no anarany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:7Boky faharoan'ny Mpanjaka 4Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:9 →