Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:9
Beni-dakera tao Makaza sy tao Salbima sy Beti-semesy ary Elon-beti-hanana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The son of Dekar, in Makaz, and in Shaalbim, and Beth-shemesh, and Elon-beth-hanan:
In Context
8Ary izao no anarany: Beni-hora tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima;
10Beni-haseda tao Arobota; Soko sy ny tany Hefera rehetra no azy;
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 4
Cross References
Joshua 19:42sy Salabima sy Aialona sy Jitla
Joshua 21:16ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin’ ireo firenena roa ireo;
1 Samuel 6:9Ary izahao, ka raha miakatra amin’ ny lalana mankany amin’ ny taniny ihany ho any Beti-semesy izany, dia Jehovah no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; fa raha tsy izany, dia ho fantatsika fa tsy ny tanany no namely antsika, fa mby amin’ izay hanjo antsika.
1 Samuel 6:20Ary hoy ny mponina tao Beti-semesy: Iza no mahajanona eo anoloan’ izao Jehovah Andriamanitra masìna izao? Ary ho amin’ iza no hiakarany, rehefa miala amintsika?