bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:19
Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:19
Ary, indro, izaho mikasa hanao trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamanitro, araka ilay nolazain’ i Jehovah tamin’ i Davida raiko hoe: Ny zanakao izay hapetrako eo amin’ ny seza fiandriananao handimby anao, izy no hanao trano ho an’ ny anarako.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
18Fa ankehitriny Jehovah Andriamanitro efa nanome ahy fitsaharana amin’ ny manodidina, ka tsy misy fahavalo na loza manjo intsony.
20Roa dia mba asaovy misy mikapa hazo sedera any Libanona ho ahy; ary ny vahoakako hiarata amin’ ny vahoakanao, ka ny karaman’ ny vahoakanao dia homeko anao araka izay hotononinao; fa fantatrao fa tsy mba misy olona atỳ aminay mahay mikapa hazo tahaka ny Sidoniana.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:19