The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:18

Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:18

Fa ankehitriny Jehovah Andriamanitro efa nanome ahy fitsaharana amin’ ny manodidina, ka tsy misy fahavalo na loza manjo intsony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Solomon’s builders and Hiram’s builders did hew them, and the stonesquarers: so they prepared timber and stones to build the house.

In Context

17Fantatrao fa Davida raiko tsy nahavita trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamaniny noho ny ady nanodidina azy, ambara-panaon’ i Jehovah ireo ho eo ambanin’ ny faladiany.

19Ary, indro, izaho mikasa hanao trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamanitro, araka ilay nolazain’ i Jehovah tamin’ i Davida raiko hoe: Ny zanakao izay hapetrako eo amin’ ny seza fiandriananao handimby anao, izy no hanao trano ho an’ ny anarako.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5

Cross References

Joshua 13:5ary ny tanin’ ny Gebalita sy Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Bala-gada eo am-bodin’ ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin’ i Hamata,

Psalms 83:7Dia ny lain’ ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:17Boky faharoan'ny Mpanjaka 5Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:19 →