bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:24
Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:24
Ary Hirama dia nanome hazo sedera sy hazo kypreso ho an’ i Solomona araka izay rehetra nilainy.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
23Ny vahoakako hitondra azy midìna avy any Libanona ho any amin’ ny ranomasina, ary hofeheziko ka hampandehaniko mitsinkafona amin’ ny rano ho any amin’ izay hotononinao, ary any vao hoberahiko izy, ka dia ianao kosa no hampaka azy; ary ianao dia hanao izay iriko amin’ ny fanomezan-kanina ho an’ ny ankohonako.
25Ary Solomona kosa nanome an’ i Hirama vary tritika roa alina kora ho an’ ny ankohonany ary diloilo roa-polo kora avy amin’ ny oliva voatoto; izany no nomen’ i Solomona an’ i Hirama isan-taona isan-taona.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:24