Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:23
Ny vahoakako hitondra azy midìna avy any Libanona ho any amin’ ny ranomasina, ary hofeheziko ka hampandehaniko mitsinkafona amin’ ny rano ho any amin’ izay hotononinao, ary any vao hoberahiko izy, ka dia ianao kosa no hampaka azy; ary ianao dia hanao izay iriko amin’ ny fanomezan-kanina ho an’ ny ankohonako.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
24Ary Hirama dia nanome hazo sedera sy hazo kypreso ho an’ i Solomona araka izay rehetra nilainy.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5