The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 6 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:34

Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:34

Ary ny lela-varavarana hazo kypreso kopa-droa dia kamban-droa samy nisy savily avy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the two doors were of fir tree: the two leaves of the one door were folding, and the two leaves of the other door were folding.

In Context

33Dia toy izany koa ny varavarana mankao amin’ ny ati-trano lehibe, dia nasiany tolam-baravarana hazo oliva mahafeno ny ampahefatry ny sahan-trano.

35Ary nosoratany nasiany sarin’ ny kerobima sy ny hazo rofia ary voninkazo mivelatra ireo, dia nopetahany volamena manify ny sorany.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 6

Cross References

Ezekiel 41:23Ary ny ati-trano lehibe sy ny fitoerana masìna dia nisy lela-varavarana roa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:33Boky faharoan'ny Mpanjaka 6Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:35 →