Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:35
Ary nosoratany nasiany sarin’ ny kerobima sy ny hazo rofia ary voninkazo mivelatra ireo, dia nopetahany volamena manify ny sorany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
34Ary ny lela-varavarana hazo kypreso kopa-droa dia kamban-droa samy nisy savily avy.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 6
Cross References
1 Kings 7:26Ary ny hateviny dia vodivoam-pelatanana, ary ny molony nataony tahaka ny molotry ny kapoaka, dia tahaka ny vonin’ ny lilia; ary nahalany roa arivo bata izy.
2 Chronicles 4:21ny voniny sy ny lela fanaovan-jiro ary ny hetin-jiro dia samy volamena tsara indrindra avokoa;
Psalms 74:6Ary amin’ izao ny rafitra misoratra rehetra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta.
Ezekiel 40:22Ary ny varavarankeliny sy ny tohany an ny sarin’ ny hazo rofia taminy dia nitovy ohatra tamin’ ny ireo amin’ ny vavahady atsinanana, ary nisy ambaratonga fito ho fiakarana ao; ary ny tohany dia tandrifin’ ireo.