Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:36
Ary nanao ny kianja tao anatiny tamin’ ny vato voapaika telo an-dalana sy hazo sedera iray an-dalana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he built the inner court with three rows of hewed stone, and a row of cedar beams.
In Context
37Tamin’ ny volana Ziva tamin’ ny taona fahefatra, no; nanaovany ny fanorenan’ ny tranon’ i Jehovah.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 6
Cross References
Exodus 27:9Ary manaova ny kianjan’ ny tabernakely: amin’ ny lafiny atsimo hisy fefy lamba rongony fotsy madinika voahasina ho amin’ ny kianja, zato hakiho ny halavany amin’ ny lafiny iray;
1 Kings 7:12ary manodidina ny kianja lehibe dia nasiany vato voapaika telo an-dalana sy hazo sedera iray an-dalana, tahaka ny amin’ ny kianja anatiny amin’ ny tranon’ i Jehovah sy amin’ ny lavarangana fidirana amin’ ny trano.
2 Chronicles 7:7Ary Solomona nanamasina ny afovoan’ ny kianja izay teo anoloan’ ny tranon’ i Jehovah; fa tao no nanaterany ny fanatitra dorana sy ny saboran’ ny fanati-pihavavana; fa ny alitara varahina izay nataon’ i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina ary ny sabora.
Ezekiel 40:28Ary nentiny niditra tamin’ ny vavahady atsimo ho any amin’ ny kianja anatiny aho; dia norefesiny ny vavahady atsimo, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa;