Boky faharoan'ny Mpanjaka 6:9
Toy izany no nanaovany ny trano sy nahavitany azy; ary rairainy nopetahany hazo fisaka sedera no nataony tafon’ ny trano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So he built the house, and finished it; and covered the house with beams and boards of cedar.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 6
Cross References
1 Kings 6:14Ary nataon’ i Solomona ny trano, ka dia vitany.
1 Kings 7:51Toy izany no nahavitana ny asa nataon’ i Solomona mpanjaka ho amin’ ny tranon’ i Jehovah; ary nampidirin’ i Solomona ny zavatra izay efa nohamasinin’ i Davida rainy, dia ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka, sa nataony tao amin’ ny rakitry ny tranon’ i Jehovah.