bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:3
Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:3
Ary ireo efi-trano teo ambonin’ ny andry notafoany hazo sedera; ary ny isany dia dimy ambin’ ny folo isan’ an-dalana, ka dimy amby efa-polo izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it was covered with cedar above upon the beams, that lay on forty five pillars, fifteen in a row.
In Context
2Fa nanao ilay trano Alan’ i Libanona izy: zato hakiho ny lavany, dimam-polo hakiho ny sakany, ary telo-polo hakiho ny hahavony, teo ambonin’ ny andry sedera efatra an-dalana mbamin’ ny sedera rairainy teo ambonin’ ny andry.
4Ary ny rairainy dia telo an-dalana, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:3