Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:4
Ary ny rairainy dia telo an-dalana, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there were windows in three rows, and light was against light in three ranks.
In Context
5Ary ny varavarana rehetra sy ny tolana dia natao efa-joro; ary ny varavarankely nifanandrify intelo.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7
Cross References
1 Kings 6:4Ary ny varavarankelin’ ny trano nataony makarakara tsy mivoha.
Isaiah 54:12Hataoko robina ny tilikambo madinikao, sy karbonkolo ny vavahadinao, ary vato soa ny faritaninao manodidina.
Ezekiel 40:22Ary ny varavarankeliny sy ny tohany an ny sarin’ ny hazo rofia taminy dia nitovy ohatra tamin’ ny ireo amin’ ny vavahady atsinanana, ary nisy ambaratonga fito ho fiakarana ao; ary ny tohany dia tandrifin’ ireo.
Ezekiel 40:29ary ny trano fiambenany sy ny tongo-batony ary ny tohany dia araka ireo ohatra ireo ihany koa; ary nisy varavarankely teo aminy sy teo amin’ ny tohany manodidina, dimam-polo hakiho ny lavany, ary dimy amby roa-polo hakiho ny sakany.
Ezekiel 40:36ary ny trano fiambenany sy ny tongo-batony ary ny tohany, ary nisy varavarankely teo aminy manodidina, dia dimam-polo hakiho ny lavany, ary dimy amby roa-polo hakiho ny sakany.