The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:41

Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:41

dia ny andry roa sy ny boriboriny roa amin’ ny kapitaly izay teny an-tampon’ ny andry roa, sy ny harato roa izay hafono ny boriboriny roa amin’ ny kapitaly izay teo an-tampon’ ny andry avy,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The two pillars, and the two bowls of the chapiters that were on the top of the two pillars; and the two networks, to cover the two bowls of the chapiters which were upon the top of the pillars;

In Context

40Ary Hirama nanao ny tavin-drano sy ny sotron’ afo ary ny lovia famafazana; ka dia vitan’ i Hirama ny asa rehetra izay nataony ho an’ i Solomona mpanjaka ho amin’ ny tranon’ i Jehovah:

42ary ny sarin’ ampongabendanitra efa-jato ho amin’ ny harato roa, ampongabendanitra roa an-dalana ho amin’ ny harato iray hafono ny boriboriny roa amin’ ny kapitaly izay teny an-tampon’ ny andry avy,

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7

Cross References

1 Kings 7:22Ary nisy natao mitarehim-boninkazo lilia teo an-tampon’ ny andry. Toy izany no nahavitany ny asa tamin’ ny andry.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:41

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:40Boky faharoan'ny Mpanjaka 7Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:42 →