Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:45
ary ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’ afo ary ny lovia famafazana. Ary ireo fanaka rehetra ireo, izay nataon’ i Hirama ho an’ i Solomona mpanjaka ho amin’ ny tranon’ i Jehovah, dia varahina manganohano avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
44ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin’ omby roa ambin’ ny folo teo ambaniny.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7
Cross References
Exodus 27:3Ary manaova ny vilaniny fandraofan-davenona handraofana ny lavenony ary ny sotron’ afony sy ny loviany famafazana ary ny fitrebiny sy ny fitondran’ afony; varahina no hanaovanao ny fanaka rehetra momba azy.
Leviticus 8:31Ary hoy Mosesy tamin’ i Arona sy ny zanany: Andrahoy eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana ny hena; ary eo no hihinananareo azy mbamin’ ny mofo izay eo amin’ ny haron’ ny fanati-panokanana, araka izay nandidiako hoe: Arona sy ny zanany no hihinana azy.
2 Kings 25:14Ary nentiny koa ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’ afo sy ny antsy sy ny lovia kely ary ny fanaka varahina rehetra izay nenti-nanao fanompoam-pivavahana.
Ezekiel 46:20Dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana fahandroan’ ny mpisorona ny fanati-panonerana sy ny fanatitra noho ny ota sy hanendasany ny fanatitra hohanina, mba tsy hitondrany azy mivoaka lò any amin’ ny kianja ivelany hanamasina ny olona.