The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:5

Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:5

Ary ny varavarana rehetra sy ny tolana dia natao efa-joro; ary ny varavarankely nifanandrify intelo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And all the doors and posts were square, with the windows: and light was against light in three ranks.

In Context

4Ary ny rairainy dia telo an-dalana, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.

6Ary dia nataony koa ny lavarangana maro andry; dimam-polo hakiho ny lavany, ary telo-polo hakiho ny sakany; nisy koa ny lavarangana fidirana teo anoloany; ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan’ io.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7

Cross References

1 Kings 7:4Ary ny rairainy dia telo an-dalana, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:4Boky faharoan'ny Mpanjaka 7Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:6 →