bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 8 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 8:45
Boky faharoan'ny Mpanjaka 8:45
dia henoy any an-danitra ny fivavany sy ny fifonany, ka omeo rariny izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then hear thou in heaven their prayer and their supplication, and maintain their cause.
In Context
44Raha mivoaka hiady amin’ ny fahavalon’ ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka amin’ i Jehovah manandrify ny tanàna izay nofidinao sy ny trano izay nataoko ho an’ ny anaranao izy,
46Raha manota aminao izy (fa tsy misy olombelona tsy manota), ka tezitra aminy Hianao ary manolotra azy eo anoloan’ ny fahavalony, ka dia ho entin’ ny mpamabo ho babo any amin’ ny tanin’ ny fahavalo izy, na ho lavitra na ho akaiky.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 8
Cross References
Psalms 9:4Satria lasa nihodina ny fahavaloko, nirepirepy izy ka ringana tsy ho eo anatrehanao.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 8:45