bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 9 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:12
Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:12
Ary Hirama niala tany Tyro hizaha ny tanàna izay nomen’ i Solomona azy, ka tsy tiany ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hiram came out from Tyre to see the cities which Solomon had given him; and they pleased him not.
In Context
11(Hirama, mpanjakan’ i Tyro, nanome an’ i Solomona hazo sedera sy hazo kypreso ary volamena, araka izay rehetra niriny), dia nomen’ i Solomona tanàna roa-polo tany amin’ ny tany Galilia kosa Hirama.
13Dia hoy izy: Hatao inona ireo tanàna nomenao ahy ireo, ry rahalahiko? Ary ireny dia natao hoe tany Kobola mandraka androany.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 9
Cross References
Judges 14:3Fa hoy ny rainy sy ny reniny taminy: Moa tsy misy vehivavy va eto amin’ ny zana-kavanao, na ato amin’ ny firesako rehetra, no dia mandeha maka vady any amin’ ny Filistina tsy mifora ianao? Dia hoy Samsona tamin-drainy: Izy ihany no alao ho ahy, fa izy no mahafinaritra ahy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:12