Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:14
Ary Hirama nampanatitra talenta volamena roa-polo amby zato ho an’ ny mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hiram sent to the king sixscore talents of gold.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 9
Cross References
1 Kings 9:11(Hirama, mpanjakan’ i Tyro, nanome an’ i Solomona hazo sedera sy hazo kypreso ary volamena, araka izay rehetra niriny), dia nomen’ i Solomona tanàna roa-polo tany amin’ ny tany Galilia kosa Hirama.
1 Kings 10:10Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an’ ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra be indrindra tonga tahaka ilay nomen’ ny mpanjakavavin’ i Sheba ho an’ i Solomona mpanjaka.
1 Kings 10:21Ary ny fisotroan’ i Solomona mpanjaka dia volamena, ary ny fanaka rehetra tao amin’ ny trano Alan’ i Libanona koa dia volamena tsara avokoa; tsy nisy volafotsy ireo; fa nataony toy ny tsinontsinona izany tamin’ ny andron’ i Solomona.