bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 1 › Boky faharoan'i Samoela 1:25
Boky faharoan'i Samoela 1:25
Dia novonoiny ny vantotr’ ombilahy iray, ary nentiny ho ao amin’ i Ely ny zaza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they slew a bullock, and brought the child to Eli.
In Context
24Ary nony efa maoty ny zaza, vao nentiny niakatra niaraka taminy izy mbamin’ ny vantotr’ ombilahy telo sy koba iray efaha ary divay iray tavoara, ka nentiny ho ao an-tranon’ i Jehovah tao Silo izy; ary mbola kely ny zaza.
26Ary hoy Hana: Tompoko ô, raha velona koa ny ainao, tompoko, izaho ilay vehivavy nitsangana teto anilanao ka nivavaka tamin’ i Jehovah.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 1
Cross References
Luke 18:15Ary nisy nitondra zazakely koa ho eo amin’ i Jesosy mba hotendreny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra, dia nandrara azy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 1:25