Boky faharoan'i Samoela 14:26
Ary rehefa tonga teo anaty ala ny olona, indro, nisy tantely nitsororoka; fa tsy nisy olona sahy nanainga ny tànany ho amin’ ny vavany, fa natahotra ny fianianana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
25Ary ny olona rehetra amin’ ny tany dia niditra ny ala; ary nisy tantely teny ambonin’ ny tany.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
Ecclesiastes 8:2Hoy izaho: Tandremo ny didin’ ny mpanjaka noho ny efa nianianana tamin’ Andriamanitra.