Boky faharoan'i Samoela 14:41
Dia hoy Saoly tamin’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Asehoy izay marina. Ary Jonatana sy Saoly no notànany, fa afaka ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
42Ary hoy Saoly; Manaova filokana ny amiko sy Jonatana zanako. Ary Jonatana no notànany.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
1 Samuel 10:20Dia nampanatona ny firenen’ Isiraely rehetra Samoela, ka ny firenen’ i Benjamina no voafidy.
Proverbs 18:18Ny filokana mampitsahatra ady Ary mampisaraka ny samy mahery.
Acts 1:24Dia nivavaka izy ka nanao hoe: Hianao, Tompo ô, Izay mahalala ny fon’ ny olona rehetra, asehoy izay nofidinao amin’ izy roa lahy ireto,