Boky faharoan'i Samoela 10:20
Dia nampanatona ny firenen’ Isiraely rehetra Samoela, ka ny firenen’ i Benjamina no voafidy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Samuel had caused all the tribes of Israel to come near, the tribe of Benjamin was taken.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 10
Cross References
Joshua 7:16Dia nifoha maraina koa Josoa ka nampanatona ny Isiraely araka ny fireneny avy; ary ny firenen’ i Joda no notanana.
2 Samuel 3:19Ary Abnera efa niteny tamin’ ny Benjamita koa, ary lasa izy hilaza amin’ i Davida ao Hebrona koa izay rehetra tian’ ny Isiraely sy ny taranak’ i Benjamina rehetra hatao.