The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:8

Boky faharoan'i Samoela 14:8

Ary hoy Jonatana: Indro, handroso ho amin’ ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then said Jonathan, Behold, we will pass over unto these men, and we will discover ourselves unto them.

In Context

7Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao.

9Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin’ izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 14

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 14:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 14:7Boky faharoan'i Samoela 14Boky faharoan'i Samoela 14:9 →