Boky faharoan'i Samoela 14:9
Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin’ izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Ary hoy Jonatana: Indro, handroso ho amin’ ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
Genesis 24:13Indro, mijanona eto anilan’ ny fantsakana aho; ary ny zanakavavin’ ny mponina ao an-tanàna mivoaka hantsaka rano;